Point de vente Ihosy

Point de vente Ihosy

Efa nisokatra ny 1 Mars 2019 lasa teo ny Point de vente vaovao ao Ihosy izay ahitananao ny karazan-doko rehetra : Etoile Color, Color Plus ary Peintania. Izany dia hitanao ao Andrefatsena 450 m miala ny Gare routiere mankany Toliary – contact 034 88 942 51